jdwood_plt_isa_text_ulb/32/11.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 11 Mangovita, ry vehivavy tsy manano-sarotra; aoka hangovitra, ianao izay mahatoky; esory ireo akanjo manifinao ary aoka ianao hiboridana; ary asio lamba fisaonana ny valahinao. \v 12 Hidradradradra amin'ireo saha mahafinaritra ianao, ho an'ireo voaloboka mamokatra. \v 13 Ny tanin'ny vahoakako dia ho rakotr'ireo tsilo sy ireo hery, eny fa na dia ny ao amin'ireo trano mahafaly rehetra ao amin'ny tanànan'ny firavoravoana aza.