jdwood_plt_isa_text_ulb/36/16.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 16 Aza mihaino an'i Ezekia fa izao no lazain'ny mpanjakan'i Asyria: "Mihavana amiko ary manantona ahy. Ary ny tsirairay aminareo dia hihinana avy amin'ny voalobokiny sy avy amin'ny hazo aviaviny, ary hisotro ny rano ao anatin'ny fitoeran-dranony. \v 17 Izany no ataonareo ambara-pahatongako sy hakako anareo ho any amin'ny tany tahaka ny taninareo ihany, tanin'ny vary sy tanin'ny divay vaovao, tanin'ny mofo sy tanim-boaloboka."