jdwood_plt_isa_text_ulb/36/09.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 9 Ahoana no ahafahanao manohitra kapiteny iray izay kely indrindra amin'ny mpanompon'ny tompoko? Nametraka ny fahatokisanao tamin'i Egypta noho ireo kalesy sy ireo mpitaingin-tsoavaly ianao! \v 10 Ary ankehitriny, moa nandeha taty tsy niaraka tamin'i Yaveh mba hiady hanohitra ity tany ity sy handrava izany ve aho? Hoy Yaveh tamiko,"manafia ity tany ity ary ravao izany.""