jdwood_plt_isa_text_ulb/36/08.txt

1 line
193 B
Plaintext

\v 8 Ankehitriny koa, maniry ny hanao fanomezana tsara ho anao avy amin'ny mpanjakan'i Asyria aho. Hanome anao soavaly roa arivo aho, raha toa ka mahavita mitady mpitaingina ho azy ireo ianao."