jdwood_plt_isa_text_ulb/36/06.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 6 Indro, mahatoky an'i Egypta ianao, izay volotara misintaka izay ampiasainao tahaka ny mpiasa mandeha, fa rehefa miantehitra Amin'izany ny olona iray, dia hifikitra amin'ny tanany ka handefona azy izany. Tahaka izany i Farao mpanjakan'i Egypta amin'ny olona izay mahatoky azy. \v 7 Fa raha miteny amiko ianao hoe: "Mahatoky an'i Yaveh Andriamanitray izahay," tsy azy ve ireo toerana avo sy ireo alitara izay nalain'i Hezekia, ary efa niteny tamin'i Joda sy Jerosalema hoe: "Miankohofa eo anoloan'ity alitara any Jerosalema ity"?