jdwood_plt_isa_text_ulb/24/19.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 19 Ho rava tanteraka ny tany, hitresaka ny tany; hiozongozona mafy ny tany. \v 20 Hivembena tahaka ny olona mamo ny tany ary hitsingevaeva tahaka ny trano bongo izany. Hivesatra amin'izany ny fahotany ary hianjera izany ka tsy hiarina intsony.