jdwood_plt_isa_text_ulb/24/08.txt

1 line
232 B
Plaintext

\v 8 Mitsahatra ny feo mandrotsirotsin'ny ampongatapaka, sy ny fitabataban'ireo mifaly; mitsahatra ny fifaliana amin-dokanga.\v 9 Tsy misotro divay na mihira intsony izy ireo, ary ny toaka dia mangidy ho an'ireo izay misotro izany.