jdwood_plt_isa_text_ulb/37/33.txt

1 line
130 B
Plaintext

Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh momban'ny mpanjakan'i Asyria: Tsy ho avy eto amin'ity tanana ity, na hanipy tsipika eto izy.