jdwood_plt_isa_text_ulb/37/30.txt

2 lines
249 B
Plaintext

\v 30 Izao no ho famantarana ho anao:
Hihinana izay maniriniry foana ianao amin'ity taona ity, ary izay mitombo amin'izany amin'ny taona faharoa. Fa amin'ny taona fahatelo dia tsy maintsy mamboly ianao ary mioty, mambole voaloboka ary hano ny voany.