jdwood_plt_isa_text_ulb/37/28.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 28 Fa fantatro ny fipetrakao, ny fivoahanao, ny fidiranao, ary ny fisambaravoaranao Amiko. \v 29 Nohon'ny fisambaravoaranao Amiko, nohon'ny avonavonao izay nipàka tamin'ny sofiko, dia hametrahako farangoko eo amin'ny oronao, ary ny lamboridiko eo amin'ny vavanao; haveriko any amin'izay lalana niavianao ianao."