jdwood_plt_isa_text_ulb/37/14.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 14 Noraisin'i Hezekia avy eny an-tananan'ireo mpitondra hafatra ny taratsy ary novakiany izany. Dia nankany an-tranon'i Yaveh izy ary namelatra izany teo anatrehany. \v 15 Nivavaka tamin'i Yaveh i Hezekia hoe:\v 16 "Ry Yaveh Tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely, Ianao izay mitsangana eo ambony Kerobima, Ianao irery no Andriamanitra eo amin'ny fanjakan'ny tany rehetra. Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany.