1 line
315 B
Plaintext
1 line
315 B
Plaintext
\v 15 Indro, raha misy olona mitarika korontana, dia tsy avy Amiko izany; izay rehetra mitarika korontana eo aminareo dia ho lavo amin'ny faharesena. \v 16 Indro, efa nahary mpanao asa tanana, izay mitsoka ny vain'afo mirehitra sy manefy fitaovam-piadiana ho asany Aho, ary efa nahary ny mpamotika mba hamotika Aho. |