jdwood_plt_isa_text_ulb/54/11.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 11 Ianareo ory, afotofoton'ny tafio-drivotra sy tsy manana fampiononana, indro, ho ataoko amin'ny antimony ny rarivatonareo, ary amin'ireo vatosoa no hametrahako ny fototrareo. \v 12 Ho ataoko robina ireo tilikambonareo ary amin'ny vato mamirapiratra ny vavahadinareo, ary ny mandanareo any ivelany amin'ny vato tsara tarehy.