jdwood_plt_isa_text_ulb/38/21.txt

1 line
221 B
Plaintext

\v 21 Ary hoy Isaia: "Aoka izy ireo haka vongan'aviavy ary hametraka izany eo amin'ny vay, dia ho sitrana izy." \v 22 Hoy ihany koa i Hezekia hoe: "Inona no ho famantarana fa tokony hiakatra ho any an-tranon'i Yaveh aho?"