jdwood_plt_isa_text_ulb/38/14.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 14 Mikoraraika tahaka ny sidintsidina aho; mitolokoloko tahaka ny voromailala aho; reraky miandrandra ambony ny masoko. Ry Tompo, ory aho; ampio aho. \v 15 Inona no afaka ho lazaiko? Sady niteny izy, no nanatanteraka izany tamiko; hamindra moramora amin'ny taona hiainako rehetra aho satria tototry ny alahelo.