jdwood_plt_isa_text_ulb/38/04.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 4 Ary tonga tamin'Isaia ny tenin'i Yaveh, manao hoe: \v 5 "Mandehana ary lazao amin'i Hezekia, lehiben'ny oloko hoe: 'Izao no lazain'i Yaveh, ilay Andriamanitr'i Davida razambenao: Efa reko ny vavakao, ary efa hitako ireo ranomasonao. Indro, hanampy dimy ambin'ny folo taona amin'ny fiainanao Aho. \v 6 Dia hanavotra anao sy ity tanàna ity amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Asyria Aho, ary hiaro ity tanàna ity.