jdwood_plt_isa_text_ulb/57/18.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 18 Efa nahita ny lalany Aho, nefa ho sitraniko izy. Hitarika azy Aho ary hampionona sy hampahery ireo izay misaona ho azy, \v 19 ary foroniko ny vokatr'ireo molony. Fiadanana, fiadanana, ho an'ireo izay any lavitra sy ho an'ireo izay akaiky_hoy i Yaveh_hositraniko izy ireo.