jdwood_plt_isa_text_ulb/57/13.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 13 Rehefa mitaraina ianareo, aoka hamonjy anareo ireo karazan-tsampinareo. Raha ny rivotra no tokony hitondra azy rehetra ireo, dia ny fofon'aina no hitondra azy rehetra. Fa izay mialoka amiko dia handova ny tany sy haka ho fananana ny tendrombohitro masina.