jdwood_plt_isa_text_ulb/57/09.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 9 Nankany amin'i Moleka niaraka tamin'ny diloilo ianareo; nampitombo ny zava-manitra ianareo. [Fanamarihana: Raha toa ka hoe "amin'i Moleka", ny dikan-teny sasany misy hoe "amin'ny mpanjaka".] Nandefa ireo irakareo lavitra ianareo; nidina tany amin'ny Fiainan-tsy hita ianareo. \v 10 Reraky ny dianareo lavitra ianareo, nefa tsy niteny mihintsy ianareo hoe: "Fanantenana izao." Nahita fiainana teo an-tananareo ianareo; noho izany dia tsy nihaosa ianareo.