jdwood_plt_isa_text_ulb/02/07.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 7 Feno volafotsy sy volamena ny tanin'izy ireo, ary tsy misy fetrany ny hareny; feno soavaly ihany koa ny tanin'izy ireo, ary tsy misy fetrany ny kalesiny. \v 8 Feno sampy ihany koa ny tanin'izy ireo; manompo ny asan'ny tanany ihany, zavatra izay nataon'ny ratsan-tanany ihany izy ireo .