jdwood_plt_isa_text_ulb/04/03.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 3 Fa ny iray izay tavela any Ziona sy izay sisa tavela any Jerosalema dia antsoina hoe masina, ny tsirairay izay voasoratra ho velona any Jerosalema.\v 4 Hitranga izany rehefa hanasa ny fahaloton'ireo zanaka vavin'ny Ziona ny Tompo, ary hanasa ny rà izay mandoto hatramin'ny afovoan'i Jerosalema, amin'ny alalan'ny fanahin'ny fitsarana sy ny fanahin'ny afo mirehitra.