jdwood_plt_isa_text_ulb/51/19.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 19 Mitranga aminao ireo olona roa ireo_ iza no alahelo iaraka aminao?_ faharavana sy fandringanana, ary ny mosary sy ny sabatra. Iza no hampionona anao? [Fanamarihana :Ny lahatsoratra Hebreo sy ny dikan-teny sasany taty aoriana hoe: "Ahoana ny hampiononako anao?", maro amin'ireo dikan-teny taty aoriana no manitsy ity andalana ity hoe: "Iza no hampionona anao?"] \v 20 Ireo zanakao lahy efa reraka; lavo eny anjoron-dalam-be rehetra eny izy ireo, toy ny diera ao anaty fandrika harato; mameno azy ireo ny fahaviniran'i Yaveh, ny teny mafy ataon'Andriamanitrao.