jdwood_plt_isa_text_ulb/51/14.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 14 Ny iray izay mitanondrika, Yaveh dia ho avy faingana hanafaka; tsy ho faty ary tsy handeha hidina any an-davaka, na tsy hanana mofo izy. \v 15 Fa Izaho no Yaveh Andriamanitrao, izay mampanonja ny ranomasina mba hampierona ny onjan'izany_ Yaveh Tompon'ny maro no Anarany.