jdwood_plt_isa_text_ulb/51/03.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 3 Eny, Yaveh no hampionona an'i Ziona; hampionona ireo toerany bangany Izy; ny tany efiny nataony tahaka an'i Edena, ny tany karakainany eo anilan'ny Ony Lohasahan'i Jordana ho toy ny zaridainan'i Yaveh; faharavoravoana sy fifaliana no hita eo aminy, fisaorana, ary feon'ny fihirana.