jdwood_plt_isa_text_ulb/13/13.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 13 Noho izany dia hataoko mihovitrovitra amin'ny alalan'i Yaveh tompon'ny maro, sy amin'ny androm-pahatezerany lehibe ny lanitra, ary hataoko miozongozona eo amin'ny toerany ny tany. \v 14 Tahaka ny gazela voahaza na tahaka ny ondry tsy misy mpiandry, no hiverenan'ny olona tsirairay amin'ny vahoakany ary handosirany any amin'ny taniny.