1 line
363 B
Plaintext
1 line
363 B
Plaintext
\v 6 Midradradradrà, fa efa antomotra ny andron'i Yaveh; ho avy miaraka amin'ny fahapotehana avy amin'ilay Tsitoha izany. \v 7 Noho izany dia hiraviravy ny tanana rehetra ary ho onena ny fo. \v 8 Hihorohoro izy ireo; ho azon'ny fanaintainana sy fahoriana izy ireo, tahaka ny vehivavy miteraka. Samy ho talanjona amin'izy samy izy ireo; ary hirehitra ireo tavany. |