jdwood_plt_isa_text_ulb/13/01.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 1 Fanambarana mahakasika an'i Babylona, izay voarain'i Isaia zanaka lahin'i Amoza:\v 2 Manangàna faneva any an-tendrombohitra mangadihady, mihikiaha mafy amin'izy ireo, ahofahofay amin'izy ireo ny tananareo mba hidirany amin'ny vavahadin'ireo andriana. \v 3 Efa nandidy ireo masiko Aho, eny efa niantso ny maheriko mba hanatanteraka ny fahatezerako Aho, eny na dia ireo mibitaka am-pireharehana aza.