jdwood_plt_isa_text_ulb/66/17.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 17 Manamasina ny tenany sy manadio ny tenany izy ireo, ka afaka miditra ao an-tsaha, manaraka ny iray izay eo afovoany mihinana nofon-kisoa sy ireo zavatra vetaveta tahaka ny voalavo. [Fanamarihana: Ity andininy ity dia tena sarotra, ka ny dikan-teny taty aoriana dia namorona fandikana maro isan-karazany.] "Ho avy amin'ny fiafarana izy ireo_izany no fanambaran'i Yaveh."