jdwood_plt_isa_text_ulb/66/15.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 15 Fa indro, tonga miaraka amin'ny afo, ary tonga tahaka ny tafio-drivotra ireo kalesiny mba hitondra ny hafanan'ny fahatezerany sy ny fitenenany mafy miaraka amin'ireo lelan'afo. \v 16 Fa hanao ny fitsarana amin'ny olombelona amin'ny alalan'ny afo sy ny sabany Izy . Ho maro ireo izay hovoavonon'i Yaveh.