jdwood_plt_isa_text_ulb/64/10.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 10 Tonga tany karakaina ireo tanànanao masina; tonga tany karakaina i Ziona, lao i Jerosalema. \v 11 Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia ravan'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia niongana. \v 12 Ahoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana Ianao no mitazona fahanginana ary mbola manala baraka anay hatrany?"