jdwood_plt_isa_text_ulb/63/15.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 15 Mijere ambany avy eny amin'ny lanitra ary miambena avy eny amin'ny fonenanao masina sy be voninahitra. Aiza ny zotom-ponao sy ny asanao mahery? Ireo asa famindrampo sy ny fangorahanao dia notazomina taminay. \v 16 Satria rainay ianao, fa Abrahama tsy mahalala anay, ary Israely tsy mahafantra anay, ianao, ry Yaveh, no rainay. 'Mpanavotra anay' no efa anaranao hatramin'ny fahiny.