jdwood_plt_isa_text_ulb/55/08.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 8 Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, na ny lalanareo no lalako__izany no fanambaran'i Yaveh__\v 9 Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra izay avo kokoa noho ny tany, no hahavon'ny lalako kokoa noho ny lalanareo, ary ny fihevitro mihoatra noho ny fihevitrareo.