jdwood_plt_isa_text_ulb/52/05.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 5 Ankehitriny inona no hananako eto— izany no fanambaran'i Yaveh—hita fa nalaina tamin'ny tsy antony ny oloko? Maniratsira ireo izay manapaka eo amin'izy ireo—izany no fanambaran'i Yaveh—ary voahendrikendrika foana ny anarako tontolo andro. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Maniratsisra" , ny dika-teny sasany manana teny Hebreo hafa midika hoe: "midradradradra."] \v 6 Noho izany ny oloko dia hahalala ny anarako; ho fantatr'izy ireo amin'izany andro izany fa Izaho ilay miteny hoe: "Eny, Izaho izany!"