jdwood_plt_isa_text_ulb/49/24.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 24 Moa ve afaka alaina amin'ireo mpiady ireo voasambotra? na ireo babo ho voavonjy amin'ny mafy? [Fanamarihana: Raha toa ka hoe: "amin'ny mafy", ny lahatsoratra Hebreo nanao hoe: "amin'ny fahamarinana" fa ny ankamaroan'ny dikan-teny taty aoriana nanova azy hoe: "amin'ny mafy".], \v 25 Fa izao no lazain'i Yaveh: "Eny, halaina amin'ny mpiady ireo babo, ary ho voavonjy ireo voasambotra; fa hanohitra ireo fahavalonao Aho ary hanavotra ireo zanakao.