jdwood_plt_isa_text_ulb/49/05.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 5 Ankehitriny Yaveh dia miteny_Izy ilay namorona ahy hatramin'ny nahaterahako ho mpanompony, mba hampiverina amin'ny laoniny indray an'i Jakoba ho azy tenany, ka hampitambatra ny Israely ho eo aminy, fa omem-boninahitra eo imason'i Yaveh aho, ary tonga heriko ny Andriamanitro_ \v 6 ary hoy Izy: "Zavatra kely aminao ny ho mpanompoko izay hanorina indray ny fokon'i Jakoba ary hampiverina ireo sisa tsy maty amin'ny Israely. Hanao ho fahazavana anao amin'ny Jentilisa Aho, ianao izay mety ho famonjeko any am-paran'ny tany."