jdwood_plt_isa_text_ulb/46/05.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 5 Amin'iza no hampitahainareo Ahy? Iza no heverinareo fa mitovy amiko, ka azo ampitahaina izahay? \v 6 Nandraraka volamena avy ao anaty kitapo ny vahoaka ary nandanja izany teo amin'ny mizana. Manakarama mpanefy vy izy ireo, ary manamboatra izany ho andriamaniatra izy, miankohoka sy manompo izany izy ireo.