jdwood_plt_isa_text_ulb/45/04.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 4 Noho ny amin'i Jakoba mpanompoko, sy Israely voafidiko, dia niantso anao tamin'ny anaranao Aho: nanome anao anaram-boninahitra, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao. \v 5 Izaho no Yaveh, ary tsy misy hafa; tsy misy Andriamanitra ankoatra Ahy. Izao no ampisikina anao ho amin'ny ady, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao; \v 6 mba hahafantaran'ny olona hatrany amin'ny fiposahan'ny masoandro, ka hatrany andrefana, fa tsy misy andriamanitra ankoatra Ahy: Izaho no Yaveh, ary tsy misy hafa.