\v 28 Yaveh Ilay izay miteny an'i Kyrosy hoe: 'Izy no mpiandry ondriko, hanao ny faniriako rehetra Izy, handidy ny amin'i Jerosalema Izy hoe: 'Hatsangana indray izy' ary ny amin'ny tempoly hoe: 'Aoka haorina ireo fototrao.'''