jdwood_plt_isa_text_ulb/43/25.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 25 Izaho, eny, Izaho, no Ilay mamono ny fandikan-dalànareo noho ny Amiko ihany; ary tsy hahatsiaro ireo fahotanareo intsony Aho. \v 26 Ampahatsiahivo Ahy izay nitranga. Aoka isika hiara-hifandahatra; asehoy ny hevitrareo, fa mety ho voaporofo ho tsy manan-tsiny ianareo.