jdwood_plt_isa_text_ulb/43/16.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 16 Izao no lazain'i Yaveh( izay nanokatra lalana namakivaky ny ranomasina sy lalana teo amin'ny rano mahery, \v 17 izay namoaka ny kalesy sy ny soavaly, ny tafika sy ny miaramila mahery. Niara-lavo izy ireo; tsy hitsangana intsony izy ireo; maty izy ireo, mitsilopilopy tahaka ny lahin-jiro.)