jdwood_plt_isa_text_ulb/37/28.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 28 Fa fantatro ny fipetrakao, ny fivoahanao, ny fidiranao, ary ny hatezeranao Amiko. \v 29 Nohon'ny hatezeranao Amiko, nohon'ny avonavonao izay nipàka tamin'ny sofiko, dia hametrahako farangoko eo amin'ny oronao, ary ny lamboridiko eo amin'ny vavanao; haveriko any amin'izay lalana niavianao ianao."