jdwood_plt_isa_text_ulb/37/11.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 11 Indro, efa renareo izay nataon'ny mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra tamin'ny fandravana azy ireo tanteraka. Koa ho voavonjy ve ianareo?\v 12 Moa ve namonjy azy ireo andriamanitry ny firenena, dia ireo firenena izay noravan'ireo razambeko: Gozana, Harana, Razefa, ary ny vahoakan'i Edena tao Telasara? \v 13 Aiza ny mpanjakan'i Hamata, mpanjakan'i Arpada, mpanjakan'ireo tanànan'i Sefarvaima, Hena, ary Iva?"'