jdwood_plt_isa_text_ulb/37/05.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 5 Ka nankany amin'i Isaia ireo mpanompon'i Hezekia mpanjaka,\v 6 ary hoy i Isaia tamin'izy ireo: "Lazao amin'ny tomponareo hoe: "Aza matahotra ny teny izay efa renao, izay tamin'izany no nanevatevan'ireo mpanompon'ny mpanjakan'i Asyria ahy. \v 7 Indro, hametraka fanahy ao aminy aho, ary hahare ny tatitra sasany izy ka hiverina any amin'ny taniny. Hataoko lavon'ny sabatra any amin'ny taniny ihany izy.""'