jdwood_plt_isa_text_ulb/34/16.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 16 Tadiavo ao amin'ny horonan-taratasin'i Yaveh; fa tsy misy iray amin'ireo tsy ho ao. Tsy misy tsy hanana namana; fa ny vavany no mandidy izany, ary ny fanahiny no manangona azy ireo. \v 17 Nanao filokana ho an'ny toerany izy ireo Izy, ary ny tanany no nandrefy izany tamin'ny tady ho azy ireo. Ho tompon'izany mandrakizay izy ireo; hatramin'ny taranaka faramandimby no hitoeran'izy ireo any.