jdwood_plt_isa_text_ulb/34/11.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 11 Fa ireo vorondia sy ireo bibidia no hitoetra any; ny vorondolo sy ny goaika no hanao ny tranony ao amin'izany. Ary hohenjaniny eo amin'izany ny tady fandrefesan'ny fahapotehina sy ny fantson-drano fandravana. \v 12 Ireo olo-mendri-kajany dia tsy hanana zavatra ho tavela ho antsoina hoe fanjakana, ary ny andriandahy rehetra dia ho tsinontsinona.