jdwood_plt_isa_text_ulb/34/08.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 8 Fa ho andro famalian'i Yaveh izany sy ho taona hamaliany ny amin'i Ziona. \v 9 Ny rian-dranon'i Edoma dia ho tonga dinty, ny vovokany ho solifara, ary ny taniny ho tonga dinty mirehitra. \v 10 Hirehitra andro aman'alina izany; ny setrok'izany dia haharitra mandrakizay; amin'ny taranaka mifandimby dia ho tany ngazana izany; tsy hisy olona handalo eo amin'izany mandrakizay doria.