jdwood_plt_isa_text_ulb/34/01.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 1 Manatòna akaiky, ianareo ry firenena; ary mihainoa, mifantoha, ianareo ry vahoaka! Ny tany sy izay mameno izany dia tsy maintsy mihaino, izao tontolo izao, sy ny zavatra rehetra avy amin'izany. \v 2 Fa tezitra amin'ny firenena rehetra Yaveh, ary vinitra amin'ny tafik'izy ireo rehetra; nandrava azy ireo tanteraka Izy, nanolotra azy ireo teo an-tanan'ny mpamono Izy.