jdwood_plt_isa_text_ulb/28/07.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 7 Fa na dia ireo aza dia midoladola amin'ny divay, ary mivembena amin'ny zava-pisotro mahery. Ny mpisorona sy ny mpaminany dia adoladolan'ny zava-pisotro mahery, ary atelin'ny divay izy ireo. Mivembena amin'ny zava-pisotro mahery izy ireo, mivembena amin'ny fahitana ary midoladola amin'ny fanapahan- kevitra. \v 8 Rakotra loa tokoa ny latabatra rehetra, koa tsy misy toerana madio.