jdwood_plt_isa_text_ulb/28/03.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 3 Ho hitsakitsahina ambany tongotra ny voninkazo reharehan'ireo mpimamon'i Efraima. \v 4 Ny voninkazo malazon'ny hatsarany be voninahitra, izay eo an-dohan'ilay lohasaha lonaka, dia ho toy ny aviavy mialin-taona alohan'ny fahavaratra, izay, rehefa hitan'ny olona izany, raha eo an-tanany izany, dia arapany.