1 line
371 B
Plaintext
1 line
371 B
Plaintext
\v 7 Voaravona ny lalan'ny olo-marina, Ilay Marina; ny lalan'ny marina ahitsinao. \v 8 Eny, amin'ny lalan'ny fitsaranao, ry Yaveh, no iandrasanay Anao; ny Anaranao sy ny lazanao no fanirianay. \v 9 Manina Anao aho nony alina; eny, mitady Anao fatratra ny fanahy ato amiko. Fa rehefa tonga ety ambonin'ny tany ny fitsaranao, dia hahalala ny fahamarinana ny mponin'ny tany. |